Ampidiro aloha ny tenimiafina
Andeha aho (Rary Nofy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Handeha ahok'anefa...
Aza halahelovana akory!
Aza tsaroana intsony!
Ireo lasako hatrizay!
Ireo fiainako manontolo!
Lasa aho;
Andeha handao;
Ity fiainam-pahoriana;
Sy feno fijaliana!
Lasa ho'aho!
Ity foko feno ratra;
Andeha aho...
Andeha hanatratra;
Ilay erotry ny tany!
Ka tsy ho hita intsony;
Fa ho vovoka sy jofo!
Izay no hifanojo aminy eny!
Fatals 06.11.2014
--------
Lien:
Catégorie :
Tsingerin-taona - Fahafatesana - Hambom-po - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy
Fans:
Rhayman
