Ampidiro aloha ny tenimiafina
HO.... (Fenotsoa)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HO....Anaty nofy mazana
misy hafanana
iainanao irery
mifono mistery
tsy azo tsapaina
na antenaina
fa mijanona HO
nofy...sy ...ho
sarisary ihany
am-ponao any!!!
11/01/07
15:43
--------
Lien:
Catégorie :
Eritreritra mandalo
