Mbola ho avy ilay maraina... (fiderana)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Na rivotra mifofo,Na orana hijojo,
Tsy hatao ampitaraina
Mbola ho avy ilay maraina
Na ny kotrokotro baratra
Na ny tselatra ao an-karatra
Tsy hatao ampitaraina
Mbola hoavy ilay maraina
Ny tsy fisina lava izao
Ny fahorina makanlao
Tsy hatao ampitaraina
Mbola hoavy ilay maraina
Fa fitiavana no indro
Handresena ireny dindo
Ary izany no antenaina
Ny fahatongavan'ny maraina
--------
Lien:
Catégorie :
Fanantenana - Aingam-panahy