Ampela soa (Fongasy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nainan'ny gn'aiko hataoko firiryHasentsiko agnatin'ny mofo dipay
Ho ramadramatako tsy an-ky tsiriry
Hateliteliko tsy miala tey
Ataovo eo fa ndre vary maiky
Agnilany eo koa gnazy gny sary
Hahalany hany aho zaho miaiky
Fa ndre ts'isy laoky zaho tsy mosary
Vava tsy tà gn'ahy, tegna mba tia
Fa tsy mety ho tiany ndre ombia,ndre ombia
Misaotra an'i tompo avao tegna tsy goa
Mba mahita azy io ;ampela soa
FONGASY
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
fongasy