Alahelo (Hary MDK)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malaelo mitoloko ilay sakaizanao
izy tsy nitsahatra nikatsaka ny hahasoa anao
nefa fitaka bevava no mba takalony
nampirafy ianao nataonao tsinotsinona ilay fitiavany

Zao ny mby ao antsaina dia handao ny tany
fa lay mba nantenaina namitak'azy ankitsirano
lay noheveriny fa antompivelomany
no nanao fanamelohana ho any tenanany

Vonto-dranomaso ,ketraka ny fony
tsy mijanona manenina ny sainy oe tahik'izay
tsy ho sodokany hatsaratarehy
nefa ianareo aza toa ela ihany no pivady
zao anefa ndry vao nanitsakitsaka ilay voady

Mifamaofao ao andohany ireo karazam-panontaniana
inona ny tsy ampy vola,tambitamby,teny mamy
toa ohatrany azony daholo anefa izany eny mihaotra ndray aza
tsy aiko izy mintsy angamba no tsy tamana fa nahita tsaratsara
ka nanary akoho taman'antrano ,lasa namindro hafanana
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
343 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Hary MDK
Inséré par : 2004
Date : 18/09/2025 19:09
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0117