VOARATRA (Hary MDK)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Latsaka ny ranomasoko
Nitomany ahy tsy midika faresehana
Fa ilay foko mora honena
Nitia anao tsy mba nijery kilema
Nefa nodinao tsy nojerena

Marary fa hefina akia ry tiako
Anio ao mba hanafatra andry
Mato niaritra dia mitady zavatra matotra
Tiako ndry tsy asiana ady varotra

Ekeko hoe maditra za indraindray
Fa mba tsarovy ireo soa vitako ireny
Tsy mandoka tena sanatria velively
Fa tsy vitany lery ny zavamisy reny
Mba diniho amin’ny fo tsy miangatra anye

Mora maratra ny foko fa mora sitrana
Andeha hiova club izy fa tsy ampy kitrana
Rerakiny hazakazaka izy ka handeha hilamina
Fandeferana no nampindramina
Norohasina efa tsy patiny tsisy.
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
229 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152