TANDRIFINDRAHONA (Harydi)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TANDRIFIN-DRAHONA ...

Nanerika ny andro
Tsy dia nijojo firy
Masoandro mibaliaka
Amin’ iny tarany iny
Nefa dia namonto
Ny rakotra eny an- kodiny
...
Hay tsy orana iny
Tandrifin- drahona ihany
Sento nitampify
Tsiahy ny efa nisy
Nampirotsaka tomany.


Harydi 06. 01. 05
--------
Lien:
Catégorie : embona
965 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Harydi
Inséré par : Harydi
Date : 26/11/2014 08:45
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139