Ampidiro aloha ny tenimiafina
...ny tiko? (HASINIONY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fa ny tiko voankazo... tsy heloka ny tsiriritra,afaka mioty ialahy raha toa tsy mora fanina
eny an-tendro izy mantsy ka manaitra ireo fatritra
paisogasiko iny letsy, ...ity nareo toa tendankanina!
Ny tenako aza anie zahao, eto am-potony no miandry
mankafia ny soamaravo sy ny tsiky adaladalany
rehefa masaky ny nahiny, ny fitia anie razandry
dia mihintsana tsy mianto ao am-pon'ilay malalany.
...
Lany andro eo ialahy
fa izany no tantarany!
--------
Lien:
Catégorie :
manokana
