Andriamanitra sy ny olombelona (havotraniaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fahaizan’ny olombelona,
Dia manakatra ny lanitra.
Milahatra amin'Andriamanitra.

Ny asan'ny Mpahary,
Dia, tsy takatry ny saina.
Izy no nanome aina.

Ny fitiavan'ny Mpamonjy,
Dia nanaiky ny hamonjy.
Ireo mila vonjy.
--------
Lien:
Catégorie : Fananarana - Aingam-panahy
8 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138