Tinapaka ny hevitro (Ikalamako)
Lu par ikalamako
Audio Player
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tamin'izay fotoana izayNakimpiko ny masoko
Nahidiko ny vazako
Nateliko ny rorako
Natsikiko ny molotro
Nahatoko ny lohako
Tinapaka ny hevitro
Hohadinoiko ianao
(18 oktobra 2012)
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Iharilanto
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterLectures
Lu par ikalamako
Audio Player