TSY MBOLA (JERY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy hanova ahoNa dia tsy tiany
Fa mbola mahatsiaro ho tsy afa-bela
Tsy afaka hionona aho
Na efa nariany
Satria ny foko mbola manantena
Tsy te hierika aho
Hanohy ny lalako
Fa mbola miandry izay ho avy
Tsy hitomany aho
Raha tsy efa fantatro
Fa efa sambatra izy any
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
landryjery