Ilay fitiavako (Kally (Ikala))

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fitiavako anao dia,
Dia ao ampoko ao
Izay efa nokasaiky hatsiny ela
De hoanao hirery

Ilay fitiavana notedaviko
Erany izao tontolo izao
Mba hiadananao,
Satsia tiako ianao!!

Ny foko ny saiko
Ny fiainako dia
Efa nafoiko avokoa
Hoanao hirery ihany!

Ka raiso re mba
Ho eo anilanao
Mba hiadana,
Tahaka ny anao!
--------
Lien:
Catégorie : Fanantenana
2932 0
Commentaires
chaton ( 24/02/2006 05:51)
fa maninona no simbaina ny teny malagasy?tsara ny hevitra fa ny fomba fanoratra teny ratsy be
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0153