Ilaiko ianao ry Aiko (Lalypiso)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa tsy eo ianao ry aikoTsy ampy ny fofonaiko
Ny foko tsy voabaiko
Manadino toa tsy haiko
Dia lasa lavitra ny saiko
Fa ianao no ilaiko
Fitiavanao tsy tanisaiko
Ka tsy hita hoazavaiko
Hoe ianao no lalaiko
Ianao no andraindraiko
Ilaiko ianao ry Aiko ....
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana