hikorisa hatrany (landy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
mivonona ianao ry ranomaintiko sao lany
fa hiainga indray isika izao
hivetso ireo any ho any
Mitombo mantsy ity ny taona
ny aingam-panahy koa toy izany
mbola misy ary eo foana
vonona hikorisa hatrany
--------
Lien:
Catégorie :
Aingam-panahy