Ampidiro aloha ny tenimiafina
ANATRA (2) (LAVENONA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ireo zavatra misehosy ny loza izay mitranga
dia zary toa maneho
fa efa manangasanga
ny faran'ity lalana diavintsika ity !
Mantsy ireny famantarana
sy solon'ny trompetra
fa tsy ho ela dia hifarana
ny zavatra rehetra
dia ny fiainana eto an-tany
koa dia MIVONONA HATRANY !
LAVENONA
--------
Lien:
Catégorie :
Fananarana
