J'AIME LES MOCHES (Miarantsoa Anicet)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tiako ianao satria mitovy aretina amikoTiako ianao satria adala ka dia mamiko
Tiako ianao satria mahantra mavomavo
Tiako ianao satria im-betsaka no lavo
Hajaiko ianao satria rovi-pitafiana
Tsy misy mba nitia: ratraina, ampijaliana
MIARANTSOA ANICET
--------
Lien: