AIZA IANAO (Nat'urel)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny fahatsiarovako tsy mihatoMahatsiaro lay andro iray toa zato
Dia misento aho mazana
Ny ranomasoko tsy tana
Ry volana ambony iny
Aoka angaha tsy ho tsiny
Raha toa ka hitoetra eto
Ity foko velon-tsento
Mahatsiaro ny foko mazana
Ny ranomasoko tsy tana
Amin ny alina mangina
Manontany hoe:"aiza ianao ry tiana"
Fa toa izao irery no navelanao aty
Ka mibadabada:"aiza ianao ry cherie?"
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana