FIARAHANA TALOHA (Nat'urel)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Niaradia izaho sy ianao fahinynilaozanao lavitra ny foko ankehitriny
dia rava izany ny fitiavana taloha
dia ilay tsika niaraka atory tsy hifoha
dia nangina indray ny dia tsika roa
fa z taraiky afara ianao lasa aloha
dia mifapijery sisa
raha mba mifakaita
fa tsy afa-miaraka intsony
dia izaho mody mitony
nefa ny anatiko maratra
ny alaeloko iza no mahatsapa!?
MIKALO FITIA Nat'urel
--------
Lien:
Catégorie :
embona
Fans:
mikalofitia
Commentaires
mikalofitia
(
22/04/2015 02:45)
lazao raha mba mety ny asasoratro e.ok
fenohasimpitia
(
22/04/2015 03:33)
Ef m'lay fa toizo! maztou manoratra!
hjravs
(
22/04/2015 07:37)
Ny aingam-panahy mahafinaritra, fa misy toro-hevitra kely, raha mety: mila fanitsiana ny fomba fanoratra ny teny malagasy.