HO FITIAVAKO ANAO DIA ... (Nat'urel)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ho sosoratako mangina
Ity foko lavitiana
Ka marary raha arina
Hiraiko tsy miato
Ataoko manakoako
Fa misy fitiavana tsy miato
Ato anatiko ato
Mitempo foana foana
Mandrakizay tsy ho foana
Ka atolotro tsy lany
Ho anao atrany atrany
Mandra-pa tapitry ny tany
Raha ianao no fihinina
Amin ny andro ririnina
Ka ilay fitiavatsika
Dia lavitry ny atsika


Mikalo F'tia Nat'urel
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
1455 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014