INAY AHO (Nat'urel)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Inay aho tsy nitia
Tsz nahala tina tsy nahay nitia !
Fa inay aho mbola zaza
Ka tsy afaka nampitabataba
Izay fitiavana akory
Ny kely tato am-poko tsy nifoha fa natory
Inay koa aho nitokamonina
Dia tsy nahalala olona
Afa tsy ny tenako
Ka ny voankazo tao an-ala no sakafo sy harenako
Tsy naratran ny fitiavana
Raha tsy nahalala anao rahavana
Fa raha tsy nilaozanao aho
Dia niteny ihany hoe nay aho toy izao


Mikalo F'tia Nat'urel
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy - Fitiavana
1069 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139