Mety anenina ianao (Nat'urel)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Saro-piaro ve aho sa ianao no saro-tiana
Fa lay fitia nomeko anao fahiny dia nariana
Nofoanana,nopotehina ary koa narodana
Mandinika an'zany aho dia torovana
Fa ianao lay fahiny mba nantenaina
Ankehitriny dia mandroaka ahy fa hoe tsy hilaina
Ankehitriny notapahinao tanteraka
Foana lay nofy hoe:za sy ianao nifampiteraka
Dia tsy hitako tsony!
Soa ihany ny foko fa efa nitony
Fa ianao no mety anenina
Tsy hahita toa ahy ianao na dia anova in-enina
Fa ireo dia ho pandatsa sisa
Rehefa leo izy dia mila kisa
Dia ho tadidinao ny anarako
Any zay nat'urel malalako
Fa izaho aloa mety tsy itady hafa
Fa iandry anao iverina dia andatsa,
--------
Lien:
Catégorie : Fisarahana - Fitiavana
1297 1
Fans: Mikalofitia
Commentaires
Mikalofitia ( 28/06/2015 08:36)
Ho an i ...
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151