TAMIN IZANY (Nat'urel)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Teto ianao fahiny no namaly fa tia ahy
Teto ihany koa no nanorohanao ahy
Fa teto tamin izany no nisotroana ny mamy
Teto isika roa no nifamafa ny tomany
Dia nisinda ny alaelo fa ianao teto anilako
Paradisa tamin izany fa tsy helo no nidirako
Fa nivadika ny rasa ankehitriny
Niova TSY daholo nyENY nao fahiny
Ka ny afanana niainako toa lasa mahangoly
Fa ny tsikitsikinao lasa tsy ita intsony
Ianao ilay trano nataoko ho fonenana
Lasa lala-masaka ka fandalovan ny mpiserana

MIKALO F'tia Nat'urel
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
966 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143