Ny Feoko Mitaraina (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny Feoko Mitaraina

Hatraiza moa ny Fetra
Na ny ora sy fotoana ,
Tokony hihaonana Aminao;
Ry Jesoa Mpanjakako o!

Fa henika adalana
Heni-pahantrana!
Drodroky ny fahoriana ,
Nisesisesy indray ny fijaliana .

Izao tontolo izao
Sy ny taninay ...,
Mahantra fahasambarana .

Tompo o!
Inoako Fantatrao ;
Ny Feoko Mitaraina .

30.12.2004 Ny Andri-Fara
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
92 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151