TSY HATAHOTRA NY LOZA (NY Andri-Fara)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HATAHOTRA NY LOZA

Andeha ny Irakao
Andeha tsy hitalaho .
Hitety izao tontolo izao ;
Noho ny Anaranao .

Eny an-dàlana eny ...Tsapa .
Feno zava-tsarotra .
Ho sahirana ny saina !
Izay hita nampiferinaina .

Ny ao an-tsaina raha ny hita
Samy tiana na tsy tia .
Izay rehetra nanoloana !
Toa tebiteby tsy ahoana .

O! ry Tompo zokinay
Antenaiko rahatrizay .
Tsy hatahotra ny loza ,
Ireo mpanomponao voasedra .



24.01.2007 Ny Andri-Fara
--------
Lien:
Catégorie : Alahelo
14 1
Fans: SANAKERIB
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151