Fitia voarara (Ny Hasina Heritiana)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misaotra anao aho ;Nilaza tamiko ny marina;
Misaotra anao nanambara,
Fa hay ilay fitiavantsika;
Hay kay fitia voarara.
Nefa ho tia aho,
hitia anao mangina
hitia tsy mila tambiny;
hitia am-pifaliana.
--------
Lien:
Catégorie :
Fiononana
Commentaires
chipie1
(
15/12/2004 18:29)
amiko le fitia voarara io tena tsy ho adino...
mahereza akia an!
mahereza akia an!
sonwin
(
15/12/2004 20:07)
Ny ambavany ihany no tsy zaka hoy ny Ntaolo, vao miodiny ny taona ary indrindra rehefa misy olon-kafa, dia lasa mivadika hoa soa ihany ilay fitia voarara.
Fa raha voarara moa zany ny fitiavan'ilay mpanoratra dia hoy aho hoe aza kivy....mbola ho avy ny maraina, hitondra rivo-baovao.
Fa raha voarara moa zany ny fitiavan'ilay mpanoratra dia hoy aho hoe aza kivy....mbola ho avy ny maraina, hitondra rivo-baovao.
yonikafopl
(
15/12/2004 21:04)
chipie1 ilay voarara ange no vao maika matsiro e hihih
sonwin raha atao hoe tsy ny an'ny mpanoratra aza no voarara e! fa ny tena fitiavana na misy olon-kafa misosoka aza tysy mety maty ka,
sonwin raha atao hoe tsy ny an'ny mpanoratra aza no voarara e! fa ny tena fitiavana na misy olon-kafa misosoka aza tysy mety maty ka,
vetsoko
(
15/12/2004 21:43)
ho fampiononana an'ny hasina heritiana:
IZAO ATAO
Aza adinonao fa...
izy koa anie mba miheritreritra
sy maka sary an-tasina
irony zava-bita rehetra.
Saingy,
izy tsy afaka
hatramin'izay nahatapaka
ny fifandraisana izay nisy;
efa lasa ireny,indrisy !
Adinoy...
raha azo atao aza!
Soloy!
Dia ampirimo aleveno any @ lalina;
aza tsarovana akory
na dia zava-marina.
Ny ho avy jerena,olon-kafa indray fantarina;
iny efa tapitra,
f'ianao tsy maintsy miarina.
...Tsoa
29-01-03

15/12/2004 22:06)
Misaotra an'i vetsoko nampahery, efa novaliako any @ ilay tononkalonao ihany io.
Malalason
(
17/12/2004 08:00)
snif snif
raha azoko natete teto ny sombin-dranomasoko dia nataoko saingy aleo ranomasontsoratara no alefa
Malalason
raha azoko natete teto ny sombin-dranomasoko dia nataoko saingy aleo ranomasontsoratara no alefa
Malalason
yonikafopl
(
17/12/2004 19:53)
Malalason! na izany aza tsiky foana ny fiainana ka!!
aza arahan-dranomaso
fa raha tena fitia tsy ho sompatry ny ankaso
Ny fitia tena fitia
tsy ho faty ho doria
aza arahan-dranomaso
fa raha tena fitia tsy ho sompatry ny ankaso
Ny fitia tena fitia
tsy ho faty ho doria
KAMOVAVY
(
09/01/2005 11:29)
marin'izany fa tena tsy mety levona le fitia voarara. nefa mangidy koa ato am-po na zany aza
yonikafopl
(
10/01/2005 19:08)
kamovavy , ao anatin'ny mangidy no hahitana ny mamy ozy ny ntaolo
Malalason
(
18/01/2005 12:45)
mahaliana ahy ny resaka fitiavana, eny na dia mandratra fo aza 95%ny dia tsy mampaninona ahy na ho mamy lasa ngidy aza tsy maninona fa tiako foana ......
tantara lavabe izany
Malalason
tantara lavabe izany
Malalason
yonikafopl
(
18/01/2005 15:33)
Malalasona, za kosa tsy miray hevitra aminao amin'ny hoe mandratra fo ny 95% e!!
Amiko koa ny fitiavana no ambony indrindra ary raha tsy manana fitiavana aho tsy afaka ny hivelona sy hiaina toy izao.
Amiko koa ny fitiavana no ambony indrindra ary raha tsy manana fitiavana aho tsy afaka ny hivelona sy hiaina toy izao.
Malalason
(
25/01/2005 07:40)
ndeha ary atao hoe ny 75%ny e!
na izany na tsy izany mahatra izay tsy manana azy eo androm-piainany
Malalason
na izany na tsy izany mahatra izay tsy manana azy eo androm-piainany
Malalason