Ampidiro aloha ny tenimiafina
... any izy angamba (Ny Kanto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsara loatra izy inyHo an’izao tontolo izao
Feno haratsiana
Bokan’ny habibiana
Angamba lanaka izy ?
Tsy tapaka nanolotra
Hazavana hafaliana
Vaovao tsara nahaliana
Dia leony izy indrisy
Dia nangatsika sy nikimpy
Nahoana anefa izany?
...
An-danitra any izy angamba
Miahy sy mijery
Ilay tiany manirery
Manina azy mitomany
Mbola miaina sy mahita
Ny fisiany rehetra rehetra.
Ny Kanto jolay 2005.
--------
Lien:
Catégorie :
Fisarahana
Commentaires
bichette
(
06/07/2005 13:39)
nykanto ! mampalahelo be izany tononkalon'isé izany ...; aingam-panahy avy aiza .......?
sejianis
(
07/07/2005 13:12)
Ny kanto, tsara e!
Tohizo
Tohizo
leemubai
(
09/08/2005 10:46)
viviane matv angamba e? indrisy mantsy!
agoago
(
21/03/2006 14:19)
leemubai koa mampihomehy!!!rehefa avy mamaky ilay tononkalo mampisento!
