Tsy an-kiteniteny (Ny Kanto)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Nefa …tsy an-kitenitenyIreny herim-pahalemeko ireny.
Dia tsy fantatrao tokoa
Ny misitery aty anatiko
Sy fidoboky ny foko,
Raha vao mahita anao.
Babo tena babo tsotra izao!
Ny Kanto.
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Commentaires
bichette
(
12/10/2004 07:19)
mba tantarao anay e ! hi hi hi