Aingam-panahy (Rado andrianiaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eo anoloan'ny hazo maloka
no hitadiavako taratasy
handraisako penina
anoratako aingampanahy
izay tsy azoko hafenina

dia alefako ny heritseritso
hamakivaky zava-kanto
avadibadika ao antsaina
dia soratako ho anao
ireo zava-maro izany nalaina-
tao anatin'ny hazavana
sy alina mangina.

RADO ANDRIANIAINA -07/10/2011
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
1108 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143