Misy teny (Rado andrianiaina)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Misy tenytiko ambara
saingy vahotra ny vava misy teny te-hilaza
iantsoko anao malala
Misy teny anie ry aiko
fa tsy vonona ny saiko, misy teny nefa indrisy
ny fasahiko no tsy misy
Misy teny efa ela
fa voafatotrin'ny lela
misy teny mba mikasa
fa ny valin'io kinasa
Misy ka raovina vao
ho fantatrao ry tina?
misy teny misy teny
tsy voalazako hobieny.
Misy teny hatramin'izao
no nafeniko anao, misy teny toy izao, tena babo
tiko ianao.
RADO ANDRIANIAINA(10/09/2015)
--------
Lien:
Catégorie :
Fitiavana
Fans:
Andry tonokalo