Nofy (Rado andrianiaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indray andro nanonofy toeran-davitra tsy aiko, nahazo hery ny farofy, enoy tsara ho tantaraiko. Misy toerana iray ireo mponina tsy hay,fanjakan'ny fitoviana ny rehetra samy tina. Ny masoandro mibanika ireo olona sariaka ny zava-boary tena kanto tsy mba misy mifandranto. Enonao lavitra any ireo ankizy falifaly toa tsy misy ny tomany fa paradisa tena mamy. Ny mpanao ratsy tsisy intsony ny fo mafana samy tony, ny mpafankahala tonga saina lasa dera ny taraina. Rado andrianiaina (12/04/2015)
--------
Lien:
Catégorie : Eritreritra mandalo
1589 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148