Tsara ny maraina (Rado andrianiaina)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny masoandro vao maraina no mamelom-belona aina, na faly avanja na taraina, tsara ny maraina. Ny vorana misioka ny lanitra tomavana, ny voniazo vao mitsimoka ny ando sy ny avana, dia mampidera hoe tsara ny maraina.
--------
Lien:
Catégorie : tsara
1301 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0362