Manina (Ranoala)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
manina anao aho izanynefa ... ny orana avy
ny tena marary
ka mila ho kivy tsy afa-makany
manina anao aho izany
manina anao aho izany
Ka lasa ny saiko
Soa efa niova 'lay silam-panahy
fa tsy tokana ho ahy?
Aok'etsy mba resak'ny ahy
Hifonako letsy
Ry malalan'ny foko
Hatokisako foana
f'izaho no toa noana
Ka mirediredy
manina anao aho izany
manina anao aho izany
Tsy manakambara
na dia te-hitafa
hanotany maresaka
ny lohako izany
Toa mila hitresaka
manina anao aho izany
15/12/2004
--------
Lien: