Vita (Ranoala)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Maimbomaimbo fitiavana, manimanitra hafaliana
ity tokarano kely.Dia anao no maminany, o! mba inona ary zany?

Mankovizy sy hafahafa fandoko ohatra
ilay akamanao nefa te hilaza.dia Ianao mpihaino no nivohitra!

te ho tononkalo nefa tsy izy, toa tantara sy mba hira?
eny, henoy ihany na mivalana.
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana
66 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Ranoala
Inséré par : rahonala
Date : 05/10/2024 14:38
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0146