Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dingam-piovana (RAVINALA)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa manana fotoana, hararaoty sy ataovy izay tratraHanehoana ny maha ianao anao sy ny vina izay kinasa
Aza ariana fotsiny amin'ny ady sy tsikera, hamoronana tsy misy hiteraka alahelo hanimbana ny hafa
Ny hoavinao banjinina, ataovy tarigetra ny hanana ny soa,
Ny tanjona tratrarina: miroso tsy hikemo; dia ho olom-banona tokoa...
--------
Lien:
Catégorie :
Fiainana - Aingam-panahy
