NY ANTSOKO ANIO (RAVINALA)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ray ô,
Ny lasako rehetra re mba miangavy,
Soloy famindram-po, hadinoy ny sazy.
Ny faharatsiana, fidorohana sy halatra,
Ampy izay, mba omeo fitserana hiandrandra izany Lanitra.

Toky no omeko, ny hanolotra ny meva,
Tompo ô, Ianao ekeko fa ambony sady ngeza.
Aoka izay ny omaly, ny lasan-drendrarendra,
Inty aho, hanompo Anao indray am-pinoana tsy misy an-terisetra.
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana - Aingam-panahy
133 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0144