Tsiky (Jeankely Razafimamonjy)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tsiky ny ahy no sabatroAry hafaliana no ampingako,
Haravoana no fanevako,
Hasambarana no tarigetrako.
(a Elisabet de M)
--------
Lien:
Catégorie :
Fifaliana