SARINAO (SCOTLANDYARD)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SARINAO Mijery sy mibanjina
ireo sarinao
Dia lasa teo ny saiko
Ka iny aho manontany
Moa ve mitovy tanjona
Ny foko sy ny anao
Ny valiny tsy haiko
Fa mahalasa vinany
Dia sady maka fy
Ilay sarinao mitsiky
Ilay tsikinao tsy foiko
Dia verivery saina
Ahoana loatra akia
Fa dia nahoana iky
No feno anao foko
Ry olon-tiako hihantana ?
--------
Lien:
Catégorie :
Fahatsiarovana
Fans:
mandresy1 - ramatoakely