ITONY TENY ITONY (SOLIMAH)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Itony teny itony raha tian'ny tena ho tiana,
dia ataovy taova raitra ho tiavin'ny fanahy.
Toy ny tany tony ao an-dain'ny hafaliana :
Miteny tena masin'ny ritsok'ireo tsiahy.

Angoninao ny anganon'ny ngonongonon-kira,
Dia tsapanao natsipin'ny feo miangaly raitra.
Mangina sady mangana ny ainga mamy sira.
Mangenahena kosa ny fo mitia taitaitra.

.....S O L I M A H .....
©01 Jolay 2025©
--------
Lien:
Catégorie : Voambola
99 1
Fans: SOLIMAH
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117