Namako Ianao (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Namako ianao eny namako
Ka tsy ho adinoko tsy akory
Mandravak 'lay androm-piainako
Nampifaly ahy raha sendra ory

Namako ianao tsy ho adinoiko
Eny na ireo vitantsiaka hatr'izay
Niara-nifaly, nitoloko
Niara-nisedra izay mahamay
--------
Rohy:
1062 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142