Iriko izy... (Thierry RAONIZANANY)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iriko izyho
efa
" ilay nateraka indray" ,
Iriko
izy
ho mpiantsa sy mpangoraka
ny voronkely jenjina
ao anaty zavona,
Iriko izy
hihira
izay hiraiko,
Iriko izy
ho hipoka
ny Tenin'Ilay mpandidy ny maraina -
in NATERAKA INDRAY - laharana 7 -
--------
Lien: