KRISTY NO ANTONY AHAVELOMAKO (Tsi'AR.S)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsinjoko etoana fa maro to ahyNo mitaintaina sy te itomany
Areti-mandringana no eto anoloana
amorika ahy ary izy ty sa ahoana?
Toa malemy tolefika ny saina sy fo
Raha ny maha olona ahy moa inona tokoa?
Adinoko ve fa Jesoa eo Izy?
Raha ny ato-pisiako dia tsy iza fa Izy.
Naverin'ny Tompo izaho sy ianao
Manoloana izao valan'aretiny izao
etsy vakio anie "Jaona 11 : 4"
Zay fa mazava ny antony rehetra?
Mahereza rahavako,
Hatsaharo ny ahiahy..
Fikiro Izy Tompo
Eny, hoa, aza manahy
Miverena amin'ny Tompo
Anampaka izy @fiainana
Tehirizo, ho am-po...
dia ho hitanao fa ho faly ianao...
... ho sambatra.. "Salamo 147 : 3"
SOLI DEO GLORIA
©Tsi'AR.S
--------
Lien:
Catégorie :
Vavaka
Fans:
Steff20