HO AVY IZANY (Kazary2006)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Iray taona
Izahay no tsy nihaona
Fa izao aho mino
Fa ny momba ahy izay adino

Finoana moa misy tsy tanteraka
Zaho nino fa ifanolotra peratra
Izany anefa tsy nisy
Fa ity indray totosa mihitsy

Ka tsisy ny azoko natao
Fa nisento ary nitalao
Ka mbola manantena izao
Fa hitony ihany ny onja am-poko ao

_____________&__&_____________
--------
Lien:
Catégorie : Fisarahana - Alahelo
13 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019