raha sendra...! (tsiolaka)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha sendra ka maloka ny any
manjombona mampitomany
aza adino fa misy any ho any
rakotr'aizin-tsy roa aman-tany

tojo sarotra mahavaky fo
mampimalo ,hitanondri-doha
aza adino fa misy ihany koa
nolefonin-tsakaiza ivoho

Raha namadika Ilay nitokiana
indrindra ny amboakely tiana
nanaikitra am-panahiniana
Ho neniny izany any aoriana

raha sendra ka maloka ny any
manjombona tsisy ohatra izany
aza adino f'indray andro any
hisy Tsiky handroaka tomany
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
430 1
Fans: RMLYDIA
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : tsiolaka
Inséré par : tsiolaka
Date : 18/12/2024 19:33
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117