Tory (tsiolaka)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia nanomboka nitory
Evanjely mampatory
Ilay mpitory resin-tory

Ireo mpihaino tafavory
anefa tsy mahatsiaro akory
Fa efa hana sady ory

Nikasa andosi-tsorisory
izato fony oriory
sendra toton'omby bory.

Ka dia indro koa natory
Toy ilay mpitory rendri-tory
Sady tsy mifoha akory.
--------
Lien:
Catégorie : Fiainana - Aingam-panahy
111 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : tsiolaka
Inséré par : tsiolaka
Date : 28/06/2024 06:39
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.022