ANY KOA DIA MISY (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Any koa dia misy mamyAzonao sotroina foana
Rehefa sendra ianao tomany
Ninon'inona fotoana
Any koa dia misy hira
Mbola azonao hiraina
Rehefa misy fifaliana
Na koa sento na taraina
Any koa dia misy kalo
Mety ho azonao kaloina
Rehefa injay fa hoe mandalo
Ireo tsiaro ka tsaroina
Any koa dia misy Ray
Avo nohon'ny avo indrindra
Ary Ray Mandrakizay
Izy no entinao mamindra
05-04-22
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecterA propos
Auteur : Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv)Inséré par : Vonjisoa-Andjanirina
Date : 11/06/2023 06:32