Malala a ? (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Malala a ?
Tsy olo-tiako akory fa mamin'ito foko,
Tsy olo-miaraka amiko fa antsoiko hoe malala,
Tsia, tsy sipako izy e, fa monina ato am-poko,
Sakaiza tena namana mpiara-adaladala.

Vonjisoa Andjanirina
(28-08-2026)
--------
Lien:
Catégorie : Fitiavana
10 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128