Hampiditra sary Nampiditra : Iony
Daty : 22/11/2004 17:08
Nijery : 2883
Tononkalo: 7 Jereo eto
Mankafy : 0 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

TSILOKO Mahadiny

Izy dia tovolahy. Teraka t@ 10 Aogositra 1984 ary mbola mpianatra. Tsotra sady mahay mifanerasera @ olona.
Tia an' Andriamanitra izy ary tia mivavaka.
Ny faniriany dia ny ho tonga mpanoratra malaza toa an-dry Rado mpanoratra . Manana talenta iray koa izy izay manandratra avo ny maha malagasy dia ny kabary izany.
Mbola tsy misy mahalala azy nefa antenaina fa ampy hahafantaran' ny maro azy ny ato @ tononkalo serasera. Koa isaorana be dia be ny namana serasera amin' izany.
Ny sangan' asa manavanana kokoa azy dia ny tononkalom-pitiavana.
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/tsiloko-mahadiny
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144