Ampidiro aloha ny tenimiafina
TE HO TIANA (AORN)
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny saiko nisisika te hahafantatraBaikon'ito foko tsy mety mitony
mba te hanantena ny fonao ho santatra
ka tsy hierikerika an-kafa intsony
dia isaky ny alina tsy tafatory
manao sary an-tsaina mamihina anao
ny sento manempoka mamolivoly
fa tsy misy ininona azoko atao
Tsiriry am-parihy toa nilaozana tiana
lay foko tomany sy miaritra anaty
ny saiko torovana maminaviana
ny aiko efa drodroka mila tsy hahatanty
AORN
02 JONA 2025
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Mpakafy:
rina15
Hevitra mandeha
rina15
(
23/03/2026 07:20)
Ekena Ikalamako a!! Mankasitraka e
