Teny Malagasy (Bob Ramanamiravaka)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TENY MALAGASYRy teny Malagasy, ianao no safidiko
Mamiko loatra ianao ka kajiko
Ianao ilay teny mamiko indrindra
Ka tsy avelako ho lany taminga
Ny teny Malagasy no fianatro
Izay hanaperako ny androko
Ianao ilay yeny tsy mba miova
Omena ny taranaka mba ho lova
Ny teny Malagasy no mampitambatra
Ka nahatonga anay ho nosy tena sambatra
Izy irery ihany no itenenanay
Sady hany mba reharehanay
Ianao irery no teny tena kanto
Ka nahatonga ahy andeha handranto
Andeha ho any amin’ny an-jery manontolo
Mba hanatsarĂ na ny fiainana manontolo
Bob Ramanamiravaka
--------
Rohy:
Sokajy :
Tanindrazana
Mpakafy:
Timoty2009
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Bob RamanamiravakaNampiditra : Bob Ramananamiraka
Daty : 27/04/2024 18:39