FO ADALADALA (Fandeferantsoa julien)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Adala ve ny FORaha mitia olon-dro
Sa efa safidy natoraly
Nefa anie ka mapijaly
De adala tokoa ve ny FO
Raha tsy mahay tsy tiana
Sa izay le atao hoe tia tokoa
Ka Efa zatra amparariana
Nefa indrisy ry FO adala
Hoy ny saiko manontany
Ianao mifikitra tsy te hiala
Amin'izao fiainana antany
--------
Rohy:
Sokajy :
Fitiavana
Hevitra mandeha
Mpiventso
(
23/12/2018 07:02)
Ry fo adala...
ao tsar iz zany
ao tsar iz zany
raims randriamalala
(
24/12/2018 07:52)
mafinaritra e! tsara fa tohizo hatrany ny fanoratana, saingy misy fanitsiana kely ity : ny fampiasa ny teny hoe anie : dia teny firariantsoa ho an'ny olona iray! eo amin'ny andalana voanalohany io lay hoe : nefa anie ka mampijaly tokony hoe: nefa ange ka mampijaly e! izany hoe tokony ho ange miafara amin'ny ...e! izany no ho eo! misaotra
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny tononkalo
Mpanoratra : Fandeferantsoa julienNampiditra : fandeferantsoajulien
Daty : 23/12/2018 06:52